Job 10:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na dia fantatrao aza fa tsy mba ratsy fanahy aho ary tsy misy mahavonjy amin’ny tananao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na dia fantatrao aza fa tsy meloka aho, sady tsy misy mahafaka ahy amin’ny tananao akory koa?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatrao tsara ange fa tsy meloka aho, ary tsy misy olona afa-miala eo am-pelatananao.
Malagasy Bible 1865
Na dia fantatrao aza fa tsy mba ratsy fanahy aho, ary tsy misy mahavonjy amin'ny tananao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na dia fantatrao aza fa tsy mba ratsy fanahy aho ary tsy misy mahavonjy amin’ny tananao?
malagasy
Na dia fantatrao aza fa tsy mba ratsy fanahy aho, ary tsy misy mahavonjy amin'ny tananao?