Job 10:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tananao ihany no namorona ahy ka nanisy endrika izao tenako rehetra izao, kanjo levoninao indray aho izao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tananao no namorona ahy sy namolavola ahy, izaho manontolo, ka tadiavinao holevonina indray aho ity!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tananao izay nanao sy namolavola ahy no indro fa mitady hanimba ankehitriny.
Malagasy Bible 1865
Ny tananao ihany no namorona ahy ka nanisy endrika izao tenako rehetra izao, kanjo levoninao indray aho izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tananao ihany no namorona ahy ka nanisy endrika izao tenako rehetra izao, kanjo levoninao indray aho izao!
malagasy
Ny tananao ihany no namorona ahy ka nanisy endrika izao tenako rehetra izao, kanjo levoninao indray aho izao.