Job 10:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miangavy Anao aho, tsarovy fa notefenao toy ny tanimanga aho, koa hamerina ahy amin’ny vovoka indray va Ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy fa novolavolainao toy ny tany manga aho; ary haverinao ho amin’ny vovoka indray aho ity!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tadidio fa notefenao toy ny fanaka tanimanga aho ary haverinao ho amin’ny vovoka indray.
Malagasy Bible 1865
Masina Hianao, tsarovy fa notefenao toy ny tanimanga aho, ka hamerina ahy amin'ny vovoka indray Hianao!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miangavy Anao aho, tsarovy fa notefenao toy ny tanimanga aho, koa hamerina ahy amin’ny vovoka indray va Ianao!
malagasy
Masina Hianao, tsarovy fa notefenao toy ny tanimanga aho, ka hamerina ahy amin'ny vovoka indray Hianao!