Job 11:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mandroso Izy ka misambotra ary manao fitsarana dia iza moa no mahasakana Azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha miantoraka amin’ny meloka Izy, sy misambotra azy, raha mamory ny mpitsara: zovy moa no hahatohitra izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha sendra mandalo Andriamanitra ka misambotra olo-meloka sy mampanao fitsarana azy, iza no hahasakana Azy amin’izany?
Malagasy Bible 1865
Raha mandroso Izy ka misambotra ary manao fitsarana, dia iza moa no mahasakana Azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mandroso Izy ka misambotra ary manao fitsarana dia iza moa no mahasakana Azy?
malagasy
Raha mandroso Izy ka misambotra ary manao fitsarana, dia iza moa no mahasakana Azy?