Job 11:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ho hadinonao ny fahorianao: toy ny rano efa nandalo no hahatsiarovanao azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hohadinoinao amin’izay ny fahorianao, ho toy ny rano mandalo no hahatsiarovanao azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hohadinoinao ny fahorianao lasa, na toa rano nandalo sisa no hahatsiarovanao azy.
Malagasy Bible 1865
Fa ho hadinonao ny fahorianao: Toy ny rano efa nandalo no hahatsiarovanao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ho hadinonao ny fahorianao: toy ny rano efa nandalo no hahatsiarovanao azy.
malagasy
Fa ho hadinonao ny fahorianao: Toy ny rano efa nandalo no hahatsiarovanao azy.