Job 11:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatoky ianao satria misy ny fanantenana; eny, hijery manodidina ianao ka handry tsy amin’ahiahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho feno toky ianao, ary tsy ho foana ny fanantenanao; hijery ny manodidina anao ianao, dia handry tsy amin’ahiahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatoky ianao satria manantena; ka na very laza sy afa-baràka aza dia handry tsy amin’ahiahy ianao.
Malagasy Bible 1865
Hatoky ianao, satria misy fanantenana; eny, hijery manodidina ianao ka handry tsy amin'ahiahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatoky ianao satria misy ny fanantenana; eny, hijery manodidina ianao ka handry tsy amin’ahiahy.
malagasy
Hatoky ianao, satria misy fanantenana; eny, hijery manodidina ianao ka handry tsy amin'ahiahy.