Job 11:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho tafandry ianao fa tsy hisy hanaitaitra ary maro no hila sitraka aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
handry feizay ianao, ka tsy hisy mpanabataba, ary maro no hanafosafo ny tavanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hisy hanelingelina ny fialan-tsasatrao, fa maro aza no hila sitraka aminao.
Malagasy Bible 1865
Dia ho tafandry ianao, fa tsy hisy hanaitaitra; Ary maro no hila sitraka aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho tafandry ianao fa tsy hisy hanaitaitra ary maro no hila sitraka aminao.
malagasy
Dia ho tafandry ianao, fa tsy hisy hanaitaitra; Ary maro no hila sitraka aminao.Fa ny mason'ny ratsy fanahy kosa ho pahina, ka ho very avokoa ny fiarovana azy, ary ny fialàna aina ihany no hany sisa azony antenaina.