Job 11:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa tsy hovaliana va ny teny be toy izany? Ary moa raha maro vava dia ho marina va?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Tsy hisy valiny va ny teny maro be, ary ny basivava ve no hanana ny marina?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mba hovaliana ve ny teny maro toy izany? Tsy hoe be vava manko no manana ny marina!
Malagasy Bible 1865
Moa tsy hovaliana va ny teny be toy izany? Ary moa raha maro vava, dia ho marina va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa tsy hovaliana va ny teny be toy izany? Ary moa raha maro vava dia ho marina va?
malagasy
Moa tsy hovaliana va ny teny be toy izany? Ary moa raha maro vava, dia ho marina va?