Job 11:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny mason’ny ratsy fanahy kosa dia ho pahina ka ho levona avokoa ny toeram-pialofany ary ny fialana aina ihany no hany sisa azony antenaina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny mason’ny ratsy fanahy kosa hihalevona, tsy misy hialofany; toy ny fofon’ain’ny miala aina ny fanantenany».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hihajamba kosa ny mason’ny olon-dratsy ka tsy hahita lalan-kivoahana. Ny fialana aina no sisa azony antenaina.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mason'ny ratsy fanahy kosa ho pahina, ka ho very avokoa ny fiarovana azy, ary ny fialàna aina ihany no hany sisa azony antenaina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny mason’ny ratsy fanahy kosa dia ho pahina ka ho levona avokoa ny toeram-pialofany ary ny fialana aina ihany no hany sisa azony antenaina.
malagasy
Fa ny mason'ny ratsy fanahy kosa ho pahina, ka ho very avokoa ny fiarovana azy, ary ny fialàna aina ihany no hany sisa azony antenaina.