Job 11:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny bedibedinao va no hampangina ny olona? Dia haniratsira ianao ka tsy hisy handresy lahatra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay bedibedinao ve no hampangina ny olona? Haniratsira ve ianao ka tsy hisy handresy lahatra anao e?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny rediredinao ve no hampangina ny olona? Ka dia haneso tsy hisy mpanakiana ianao!
Malagasy Bible 1865
Ny bedibedinao va no hampangina ny olona? Ka dia haniratsira ianao, ka tsy hisy handresy lahatra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny bedibedinao va no hampangina ny olona? Dia haniratsira ianao ka tsy hisy handresy lahatra?
malagasy
Ny bedibedinao va no hampangina ny olona? Ka dia haniratsira ianao, ka tsy hisy handresy lahatra,