Job 11:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hasehony aminao ny fahendrena miafina fa tsy hita lany izany, koa ho fantatrao fa navelan’Andriamanitra ny helokao sasany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha ambarany anao ny zava-miafina ao amin’ny fahendreny mbamin’ny safeliky ny hevitra kendreny izay voatakona, dia ho hitanao fa misy hadinony ny helokao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ho nambarany anao ny zava-miafin’ny fahendrena izay tsy takatry ny saintsika olombelona; ary dia hiaiky ianao fa maro ny fahotanao no odian’Andriamanitra tsy hita akory.
Malagasy Bible 1865
Dia hasehony aminao ny fahendrena miafina, fa tsy hita lany izany, ka dia ho fantatrao fa tsy dia novalian'Andriamanitra avokoa ny helokao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hasehony aminao ny fahendrena miafina fa tsy hita lany izany, koa ho fantatrao fa navelan’Andriamanitra ny helokao sasany.
malagasy
Dia hasehony aminao ny fahendrena miafina, fa tsy hita lany izany, ka dia ho fantatrao fa tsy dia novalian'Andriamanitra avokoa ny helokao.[Heb. roa sosona]