Job 11:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Takatry ny sainao va ny fomban’Andriamanitra? Ary hitanao va hatrany amin’ny fahatanterahan’ny Tsitoha?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihambo hanakatra ny halalinan’Andriamanitra va ianao, sy hahatratra ny fahalavorarian’ny Tsitoha?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa azonao takarina ve ny zava-dalina momba an’Andriamanitra na koa azonao fantarina ve ny fahatanterahan’ilay Tsitoha?
Malagasy Bible 1865
Takatry ny sainao va ny fomban 'Andriamanitra? Ary tanteraka va ny fahitanao ny Tsitoha
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Takatry ny sainao va ny fomban’Andriamanitra? Ary hitanao va hatrany amin’ny fahatanterahan’ny Tsitoha?
malagasy
Takatry ny sainao va ny fomban'Andriamanitra? Ary tanteraka va ny fahitanao ny Tsitoha [Na: ny famantarana an']