Job 11:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avo tahaka ny lanitra izany ka inona no hainao atao? Lalina noho ny fitoeran’ny maty izany ka inona no fantatrao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avo tahaka ny lanitra izany, ka hataonao ahoana? lalina noho ny fonenan’ny maty izany, ka inona no ho fantatrao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avo tahaka ny lanitra izany, ka hataonao ahoana? Ary lalina noho ny toeran’ny maty izany, ka ho fantatrao ve?
Malagasy Bible 1865
Avo tahaka ny lanitra izany! ka inona no hainao atao? Lalina noho ny fiainan-tsi-hita! ka inona no fantatrao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avo tahaka ny lanitra izany ka inona no hainao atao? Lalina noho ny fitoeran’ny maty* izany ka inona no fantatrao?
malagasy
Avo tahaka ny lanitra izany! ka inona no hainao atao? Lalina noho ny fiainan-tsi-hita! ka inona no fantatrao? [Heb. Sheola]