Job 12:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao amin’Andriamanitra kosa no misy fahendrena sy hery. Izy no manana fanoloran-tsaina sy fahalalana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ao amin’Andriamanitra no onenan’ny fahendrena amam-pahefana, ary ny fahalalana amam-pahazavan-tsaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy Andriamanitra kosa no tompon’ny fahendrena sy ny fahefana; Azy koa ny tolo-kevitra sy ny fahalalana.
Malagasy Bible 1865
Ao amin'Andriamanitra kosa no misy fahendrena sy hery; Izy no manana hevitra sy fahalalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao amin’Andriamanitra kosa no misy fahendrena sy hery. Izy no manana fanoloran-tsaina sy fahalalana.
malagasy
Ao amin'Andriamanitra kosa no misy fahendrena sy hery; Izy no manana hevitra sy fahalalana.