Job 12:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, izay ravany dia tsy hatsangana intsony; izay olona hidìny dia tsy hovohana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro manjera Izy, ka tsy misy manorina indray, manidy ny olona aman-trano, ka tsy misy mamoha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy mahatsangana izay ravan’Andriamanitra, ary tsy misy mahafaka izay voagadrany.
Malagasy Bible 1865
Indro, mandrava Izy, ka tsy hatsangana intsony; Manidy ny olona Izy, ka tsy hovohana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, izay ravany dia tsy hatsangana intsony; izay olona hidìny dia tsy hovohana.
malagasy
Indro, mandrava Izy, ka tsy hatsangana intsony; Manidy ny olona Izy, ka tsy hovohana.