Job 12:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, mihazona ny rano Izy dia ritra iny ary alefany indray ka manimba ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro tazoniny ny rano, dia ritra; alefany indray, dia manakorontana ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mitana ny orana Izy, dia tonga ny hain-tany; fa raha mandefa ny rano kosa Izy, dia tondraka ny tany.
Malagasy Bible 1865
Indro, manampina ny rano Izy, ka dia ritra iny; Ary alefany indray ka mahasimba ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, mihazona ny rano Izy dia ritra iny ary alefany indray ka manimba ny tany.
malagasy
Indro, manampina ny rano Izy, ka dia ritra iny; Ary alefany indray ka mahasimba ny tany.