Job 12:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Alàny voninahitra ny mpanolotsaina ary ataony very saina ny mpitsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Entiny mifatotra ny mpanome saina ny vahoaka, ary esoriny amin’ny mpitsara ny fahatsiloan-tsainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampirediredeny ireo mpanolotsaim-panjakana, ary ataony very saina ny mpitsara.
Malagasy Bible 1865
Alany voninahitra ny mpanolo-tsaina, dia entiny. Ary asehony ny fahadalan'ny mpitsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Alàny voninahitra ny mpanolotsaina ary ataony very saina ny mpitsara.
malagasy
Alany voninahitra ny mpanolo-tsaina, dia entiny. Ary asehony ny fahadalan'ny mpitsara.