Job 12:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vahàny ny fanapahan’ny mpanjaka ka sikina no ampanaoviny azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vahàny ny fehikibon’ny mpanjaka, dia feheziny tady ny valahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Foanany ny fanamparam-pahefàn’ny mpanjaka, ka tady mahazaka no solom-pehikibony.
Malagasy Bible 1865
Vahany ny fifehezan'ny mpanjaka, ka feheziny mahazaka ny valahany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vahàny ny fanapahan’ny mpanjaka ka sikina no ampanaoviny azy.
malagasy
Vahany ny fifehezan'ny mpanjaka, ka feheziny mahazaka ny valahany.