Job 12:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koroiny ny lahatenin’ny mahay ary esoriny ny hazavan-tsain’ny zokiolona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ataony tsy manan-kalahatra izay olona mahay indrindra, ary endahany fisainana ny anti-panahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampangininy ny mpikabary mahay ary esoriny ny fahiratan-tsain’ny anti-panahy.
Malagasy Bible 1865
Koroiny ny laha-tenin'ny mahay, ary ny fahazavan-tsain'ny anti-panahy dia esoriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koroiny ny lahatenin’ny mahay ary esoriny ny hazavan-tsain’ny zokiolona.
malagasy
Koroiny ny laha-tenin'ny mahay, ary ny fahazavan-tsain'ny anti-panahy dia esoriny.