Job 12:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandrotsaka fandatsana amin’ny andriandahy Izy ary mampiketraka ny fehikibon’ny matanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Latsahany fanamavoana ny andriandahy; ary ketrahiny fehikibo ny matanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fatrarany henatra ireo olona ambony ary ketrahiny ny herin’ny matanjaka.
Malagasy Bible 1865
Mandatsaka fanamavoana amin'ny andriandahy Izy, ary ketrahiny ny fehin-kibon'ny matanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandrotsaka fandatsana amin’ny andriandahy Izy ary mampiketraka ny fehikibon’ny matanjaka.
malagasy
Mandatsaka fanamavoana amin'ny andriandahy Izy, ary ketrahiny ny fehin-kibon'ny matanjaka.