Job 12:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manala rakotra izay lalina Izy mba tsy ho maizina ary mitondra ny aloky ny fahafatesana ho eo amin’ny mazava.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Alàny sarona ny zava-miafina amin’ny haizina ary asehony eo amin’ny mazava ny aloky ny fahafatesana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahanjahanjany ny zava-miafina tanatin’ny haizina; ary izay tao amin’ny aloky ny fahafatesana dia avoakany ho eo amin’ny mazava.
Malagasy Bible 1865
Manala rakotra izay lalina Izy mba tsy ho maizina ary mitondra ny aloky ny fahafatesana ho eo amin'ny mazava.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manala rakotra izay lalina Izy mba tsy ho maizina ary mitondra ny aloky ny fahafatesana ho eo amin’ny mazava.
malagasy
Manala rakotra izay lalina Izy mba tsy ho maizina ary mitondra ny aloky ny fahafatesana ho eo amin'ny mazava.