Job 12:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahalehibe ny firenena Izy nefa mandringana azy koa; mampihahaka ny firenena Izy nefa mitondra azy hody indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampitomboiny ny firenena, dia ravàny koa; itariny izy, dia etèny indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampitomboiny ny firenena, nefa aringany avy eo; Avelany hitatra izy, kanjo ataony sesitany indray.
Malagasy Bible 1865
Mahalehibe ny firenena Izy, nefa mandringana azy koa, mampihahaka ny firenena Izy, nefa mitondra azy hody indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahalehibe ny firenena Izy nefa mandringana azy koa; mampihahaka ny firenena Izy nefa mitondra azy hody indray.
malagasy
Mahalehibe ny firenena Izy, nefa mandringana azy koa, mampihahaka ny firenena Izy, nefa mitondra azy hody indray.