Job 12:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahavery saina ny loholona amin’ny tany Izy ary mampirenireny azy any amin’ny tany efitra tsy misy lalana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny saina esoriny amin’ny mpanapaka ny firenen’ny tany, dia ampaniasiaviny any an’efitra tsy misy lalana izy ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vereziny ny sain’ireo mpifehin’ny tany, ka ampirenireneny any an-taniefitra tsy misy lalana;
Malagasy Bible 1865
Mahavery saina ny loholona amin'ny tany Izy ary mampirenireny azy any an-efitra tsy misy lalana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahavery saina ny loholona amin’ny tany Izy ary mampirenireny azy any amin’ny tany efitra tsy misy lalana;
malagasy
Mahavery saina ny loholona amin'ny tany Izy ary mampirenireny azy any an-efitra tsy misy lalana;Mitsapatsapa amin'ny maizina tsy misy mavaza ireo; ary mampivembena azy tahaka ny olona mamo Izy.