Job 12:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mitsapatsapa amin’ny maizina tsy misy mavaza ireo ary mampivembena azy tahaka ny olona mamo Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia miraparapa amina haizina lavitra ny mazava ireny, ary avembenany toy ny olona mamo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
any no itsapatsapany anaty haizina mikitroka sy ampivembenan’Andriamanitra azy tahaka ny mamo.
Malagasy Bible 1865
Mitsapatsapa amin'ny maizina tsy misy mavaza ireo; ary mampivembena azy tahaka ny olona mamo Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mitsapatsapa amin’ny maizina tsy misy mavaza ireo ary mampivembena azy tahaka ny olona mamo Izy.
malagasy
Mitsapatsapa amin'ny maizina tsy misy mavaza ireo; ary mampivembena azy tahaka ny olona mamo Izy.