Job 12:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa izaho dia mba manan-tsaina tahaka anareo ihany koa; tsy latsaka noho ianareo aho; fa iza moa no tsy nahalala izay zavatra toy izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho koa anefa mba manan-tsiny toa anareo, tsy latsaka noho ianareo na amin’inona na amin’inona. Ary iza moa no tsy mahalala izay zavatra lazainareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa mba manan-tsaina toa anareo koa aho ka tsy manaiky ho ambany noho ianareo. Fa iza no tsy mahalala izay lazainareo?
Malagasy Bible 1865
Kanefa izaho mba manan-tsaina tahaka anareo ihany koa; Tsy latsaka noho ianareo aho; Fa iza moa no tsy nahalala izay zavatra toy izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa izaho dia mba manan-tsaina tahaka anareo ihany koa; tsy latsaka noho ianareo aho; fa iza moa no tsy nahalala izay zavatra toy izany?
malagasy
Kanefa izaho mba manan-tsaina tahaka anareo ihany koa; Tsy latsaka noho ianareo aho; Fa iza moa no tsy nahalala izay zavatra toy izany?