Job 12:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga fihomehezan’ny sakaizako aho, dia izaho izay niantso an’Andriamanitra ka novaliny; eny, tonga fihomehezana ny olona marina tsy manan-tsiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fananihànin’ny sakaizako aho, izaho izay miantso an’Andriamanitra, ka nohenoin’Andriamanitra. Fananihàniny aho, ilay marina, ilay tsy manan-tsiny!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga fihomehezan’ny sakaizako aho raha mba miantso an’Andriamanitra hamaly ahy; eny, ihomehezana ny marina tsy manan-tsiny.
Malagasy Bible 1865
Tonga fihomehezan'ny sakaizako aho. Dia izaho izay niantso an'Andriamanitra ka novaliany; Eny, tonga fihomehezana ny olona marina tsy manan-tsiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga fihomehezan’ny sakaizako aho, dia izaho izay niantso an’Andriamanitra ka novaliny; eny, tonga fihomehezana ny olona marina tsy manan-tsiny.
malagasy
Tonga fihomehezan'ny sakaizako aho. Dia izaho izay niantso an'Andriamanitra ka novaliany; Eny, tonga fihomehezana ny olona marina tsy manan-tsiny.