Job 12:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Latsa no anjaran’ny ozoim-pahoriana! Izany no hevitry ny olo-miadana; eny, efa vonona ho an’izay mangozohozo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny olona ory, fandatsa! Izany no teny arahin’ny miadana; ary eso no miandry an’izay mangozohozo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny ory tsy mba rangahy,» hoy ny eson’ireo miadam-pinaritra; fampihatra amin’ny olona lavo.
Malagasy Bible 1865
Endrehin-datsa ny ozoim-pahoriana, raha araka ny hevitry ny miadana, eny, vonona ho amin'izay ela mangozohozo ny latsa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Latsa no anjaran’ny ozoim-pahoriana! Izany no hevitry ny olo-miadana; eny, efa vonona ho an’izay mangozohozo izany.
malagasy
Endrehin-datsa ny ozoim-pahoriana, raha araka ny hevitry ny miadana, eny, vonona ho amin'izay ela mangozohozo ny latsa.[Na: Fanilo milopilony ny ozoim-pahoriana, raha araka ny hevitry ny miadana, ka tandrifiny ho an'izay efa ho tafintohina ihany]