Job 12:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandry fehizay ny tranolain’ny mpitohatoha ary mitoetra tsy manahy izay sahy mampahatezitra an’Andriamanitra; eny, izay mihazona an’Andriamaniny eo an-tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lain’ny jiolahy anefa, anjakan’ny fiadanana; ny mihaika an’Andriamanitra, no mandry feizay; dia ireo tsy manana andriamanitra, afa-tsy ny sandriny ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miadana ao an-tranony ny jiolahy mpandroba; tsy manana ahiahy ny mpihaika an’Andriamanitra, dia izay tsy mahalala andriamanitra afa-tsy ny heriny.
Malagasy Bible 1865
Mandry fahizay ny lain'ny mpitohatoha, Ary mitoetra tsy manahy izay sahy mampahatezitra an'Andriamanitra, dia izay mitondra ny herin'ny tànany ho andriamaniny
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandry fehizay ny tranolain’ny mpitohatoha ary mitoetra tsy manahy izay sahy mampahatezitra an’Andriamanitra; eny, izay mihazona an’Andriamaniny eo an-tanany.
malagasy
Mandry fahizay ny lain'ny mpitohatoha, Ary mitoetra tsy manahy izay sahy mampahatezitra an'Andriamanitra, dia izay mitondra ny herin'ny tànany ho andriamaniny