Job 12:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
makà saina amin’ny tany dia hampianatra anao izy; ary ny hazandrano any an-dranomasina no hampahafantatra anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na mitenena amin’ny tany fa hampahalala anao izy; hatramin’ny hazandrano any an-dranomasina aza, dia hitantara izany aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitenena amin’ny tany fa hampahafantatra anao izy, ary ny trondron-dranomasina fa hampahalala anao koa izy.
Malagasy Bible 1865
Ary makà saina amin'ny tany, dia hampianatra anao izy. Ary ny hazandrano any an-dranomasina hampahalala anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
makà saina amin’ny tany dia hampianatra anao izy; ary ny hazandrano any an-dranomasina no hampahafantatra anao.
malagasy
Ary makà saina amin'ny tany, dia hampianatra anao izy. Ary ny hazandrano any an-dranomasina hampahalala anao.[Na: amin'ny hazo madinika]