Job 12:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no tsy mahalala raha mandinika ireny rehetra ireny, fa ny nanao izany dia ny tanan’NY TOMPO
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria iza moa amin’ireo rehetra ireo no tsy mahalala, fa ny tanan’i Iaveh no mahavita ireo zavatra ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza amin’ireo voaary rehetra ireo no tsy mahalala fa asan’ny tanan’ny TOMPO avokoa ireny!
Malagasy Bible 1865
Iza no tsy mahalala, raha mandinika ireny rehetra ireny, fa ny nanao izany dia ny tanan'i Jehovah,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no tsy mahalala raha mandinika ireny rehetra ireny, fa ny nanao izany dia ny tanan’NY TOMPO
malagasy
Iza no tsy mahalala, raha mandinika ireny rehetra ireny, fa ny nanao izany dia ny tanan'i Jehovah,[Na: Iza amin'ireny rehetra ireny no tsy mahalala]