Job 13:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro izany rehetra izany dia efa hitan’ny masoko ary efa ren’ny sofiko ka azony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Indro fa nahita izany rehetra izany ny masoko, ary ny sofiko nandre sy nahalala izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro ny masoko efa nahita izany rehetra izany, ary ny sofiko efa nandre ka nahafantatra.
Malagasy Bible 1865
Indro, izany rehetra izany efa hitan'ny masoko, ary efa ren'ny sofiko ka fantany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro izany rehetra izany dia efa hitan’ny masoko ary efa ren’ny sofiko ka azony.
malagasy
Indro, izany rehetra izany efa hitan'ny masoko, ary efa ren'ny sofiko ka fantany.