Job 13:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no hitondra ny nofoko amin’ny nifiko aho ka hanaovako ny aiko tsy ho zavatra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Te haka ny nofoko amin’ny nifiko aho, te hametraka ny aiko eo an-tanako aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vonona amin’ny zavatra rehetra aho, na dia hihatra amin’ny aiko aza izany.
Malagasy Bible 1865
Nahoana no hitondra ny nofoko amin'ny nifiko aho? Tsia, fa manao ny aiko tsy ho zavatra aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no hitondra ny nofoko amin’ny nifiko aho ka hanaovako ny aiko tsy ho zavatra?
malagasy
Nahoana no hitondra ny nofoko amin'ny nifiko aho? Tsia, fa manao ny aiko tsy ho zavatra aho.[Na: Ka manao ny aiko eo an-tanako]