Job 13:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia hamono ahy aza Izy dia mbola hanantena Azy ihany aho, kanefa hanamarina ny lalako eo anatrehany aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na dia hovonoina aza aho, ka tsy manan-kantenaina intsony, dia hiaro ny fitondran-tenako eo anatrehany aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia hamono ahy aza Andriamanitra, dia tsy mampaninona; fa efa very ny fanantenako. kanefa mbola hiaro tena eo anatrehany ihany aho.
Malagasy Bible 1865
Na dia hamono ahy aza Izy, mbola hanantena Azy ihany aho; Kanefa hanamarina ny lalako eo anatrehany aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia hamono ahy aza Izy dia mbola hanantena Azy ihany aho, kanefa hanamarina ny lalako eo anatrehany aho.
malagasy
Na dia hamono ahy aza Izy, mbola hanantena Azy ihany aho; Kanefa hanamarina ny lalako eo anatrehany aho.[Na: Indro, hamono ahy Izy, tsy manam-panantenana aho]