Job 13:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izany no ho famonjena ahy satria ny mpihatsaravelatsihy dia tsy ho sahy hankeo anatrehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa Izy no famonjena ahy, fa ny tsy mivavaka tsy mba mety miseho eo anatrehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany indrindra no fandresena ho ahy, satria ny mpihatsaravelatsihy dia tsy sahy hifanatrika aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no ho famonjena ahy: Ny mpihatsaravelatsihy tsy sahy mankeo anatrehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izany no ho famonjena ahy satria ny mpihatsaravelatsihy dia tsy ho sahy hankeo anatrehany.
malagasy
Ary izao no ho famonjena ahy: Ny mpihatsaravelatsihy tsy sahy mankeo anatrehany.[Na: Ary ho famonjena ahy Izy, fa ny][Na: ratsy fanahy]