Job 13:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henoy tsara ny teniko ary aoka ho ren’ny sofinareo ny fanazavako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka henoy àry ny teniko, manongilàna sofina amin’izay halahatro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mba henoy tokoa ny teny lazaiko; ary aoka mba ho ren’ny sofinareo izay ambarako.
Malagasy Bible 1865
Mihainoa dia mihainoa ny teniko, ary aoka ho ren'ny sofinareo ny filazàko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henoy tsara ny teniko ary aoka ho ren’ny sofinareo ny fanazavako.
malagasy
Mihainoa dia mihainoa ny teniko, ary aoka ho ren'ny sofinareo ny filazàko.