Job 13:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, efa nalahatro ny adiko; fantatro fa hanan-drariny aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro efa voalahatra ny amin’ny adiko ary fantatro fa hahazo ny rariny aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro efa namelabelatra ny adiko aho, satria fantatro fa hanan-drariny ny tenako.
Malagasy Bible 1865
Indro, fa efa voatoriko ny adiko; Fantatro fa hanan-drariny aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, efa nalahatro ny adiko; fantatro fa hanan-drariny aho.
malagasy
Indro, fa efa voatoriko ny adiko; Fantatro fa hanan-drariny aho.[Na: voalamiko]