Job 13:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa izay ravin-kazo indaosin’ny rivotra avy va no ampitahorinao? Ary izay vodivary maina avy va no enjehinao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa te hampitahotra ravin-kazo hozongozonin’ny rivotra va Ianao, hanenjika vodivary maina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza àry no hazainao? Izay ravin-kazo manidina ve! Ary zovy no enjehinao? Izay mololo maina ve!
Malagasy Bible 1865
Moa izay ravin-kazo indaosin'ny rivotra avy va no ampitahorinao? Ary izay vodivary maina avy va no enjehinao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa izay ravin-kazo indaosin’ny rivotra avy va no ampitahorinao? Ary izay vodivary maina avy va no enjehinao?
malagasy
Moa izay ravin-kazo indaosin'ny rivotra avy va no ampitahorinao? Ary izay vodivary maina avy va no enjehinao?