Job 13:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampiditra ny tongotro eo amin’ny boloky hazo Ianao ary mitsongo ny diako rehetra sady alainao marika ny dian-tongotro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
no dia ampidirinao amin’ny boloky hazo ny tongotro, no dia tsikilovinao avokoa izay halehako,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia manisy gadra ny tongotro Ianao sy manara-maso ny fihetsiko rehetra ary mitsikilo hatramin’ireo dian-tongotro.
Malagasy Bible 1865
Dia mampiditra ny tongotro eo amin'ny boloky hazo Hianao ary mitsikilo ny diako rehetra; Ny hodiavin'ny tongotro dia feranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampiditra ny tongotro eo amin’ny boloky hazo Ianao ary mitsongo ny diako rehetra sady alainao marika ny dian-tongotro.
malagasy
Dia mampiditra ny tongotro eo amin'ny boloky hazo Hianao ary mitsikilo ny diako rehetra; Ny hodiavin'ny tongotro dia feranao.Dia izaho ity izay mihalevona tahaka ny zavatra hanin'ny fositra, eny, tahaka ny fitafiana lanin'ny kalalao.