Job 13:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia izaho ity izay mihalevona tahaka ny zavatra lanin’ny fositra; eny, tahaka ny akanjo lanin’ny koroka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
no dia feranao koa izay hodiaviko? Ny nofoko anefa ity efa mihalevona hoatra ny hazo vovohina, sy tahaka ny fitafiana hanin’ny kalalao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa mihalevona toy ny hazo boboka ny aiko, mova tsy toy ny fitafiana lanin’ny kalalao.
Malagasy Bible 1865
Dia izaho ity izay mihalevona tahaka ny zavatra hanin'ny fositra, eny, tahaka ny fitafiana lanin'ny kalalao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia izaho ity izay mihalevona tahaka ny zavatra lanin’ny fositra; eny, tahaka ny akanjo lanin’ny koroka.
malagasy
Dia izaho ity izay mihalevona tahaka ny zavatra hanin'ny fositra, eny, tahaka ny fitafiana lanin'ny kalalao.