Job 13:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanao teny tsy marina hoenti-manamarina an’Andriamanitra va ianareo? Hiteny fitaka ho Azy va ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hilaza lainga va ianareo hanamarina an’Andriamanitra, fitaka va no hataonareo hiarovana Azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fanompoana an’Andriamanitra ve no anaovanareo lahateny tsy mitombina? Fimasoana Azy ve no ilazanareo fitaka?
Malagasy Bible 1865
Hanao teny tsy marina ho enti-manamarina an'Andriamanitra va ianareo? Hiteny fitaka ho Azy va ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanao teny tsy marina hoenti-manamarina an’Andriamanitra va ianareo? Hiteny fitaka ho Azy va ianareo?
malagasy
Hanao teny tsy marina ho enti-manamarina an'Andriamanitra va ianareo? Hiteny fitaka ho Azy va ianareo?