Job 13:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiangatra va ianareo ka hiandany Aminy? Handaha-teny ho an’Andriamanitra va ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hizaha tavan’olona ianareo momba an’Andriamanitra sy hitsangana ho mpisolo vava?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiandany aminy ve ianareo ka handahatra hisolovava Azy?
Malagasy Bible 1865
Hiangatra ho Azy va ianareo? Handaha-teny ho an'Andriamanitra va ianareo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiangatra va ianareo ka hiandany Aminy? Handaha-teny ho an’Andriamanitra va ianareo?
malagasy
Hiangatra ho Azy va ianareo? Handaha-teny ho an'Andriamanitra va ianareo