Job 13:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho tsara aminareo va raha mandinika anareo Izy? Sa ho azonareo fitahina ohatra ny famitaka zanak’olombelona va Izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha ny fonareo no mba zahàny toetra, hankasitraka anao va Izy amin’izany? Hofitahinareo toy ny famitaka olombelona va Izy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho tsara ve ny hizahany anareo akaiky? Tsy mba olombelona Andriamanitra ka ho azonareo fitapitahina.
Malagasy Bible 1865
Ho tsara aminareo va, raha mandinika anareo Izy? Na ho azonareo fitahina hoatra ny famitaka zanak'olombelona va Izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho tsara aminareo va raha mandinika anareo Izy? Sa ho azonareo fitahina ohatra ny famitaka zanak’olombelona va Izy?
malagasy
Ho tsara aminareo va, raha mandinika anareo Izy? Na ho azonareo fitahina hoatra ny famitaka zanak'olombelona va Izy?