Job 14:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary toy izany koa ny olona; mandry izy ka tsy hiarina intsony; eny, raha mbola misy koa ny lanitra dia tsy hahatsiaro izy na hofohazina amin’ny torimasony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa ny olona mandry, dia tsy miarina intsony, raha mbola eo koa ny lanitra tsy hahatsiaro intsony izy, ary tsy hofohazina amin’ny torimasony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia toy izany koa ny olona rehefa maty, mandry izy ka tsy hitsangana intsony; raha mbola maharitra ihany ny lanitra, dia tsy ho tafafoha intsony ireo ary tsy ho voafoha amin’ny torimasony.
Malagasy Bible 1865
Ary toy izany koa ny olona; mandry izy ka tsy hitsangana intsony; Eny, mandra-paha-tsy hisian'ny lanitra dia tsy hahatsiaro izy na hofohazina amin'ny torimasony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary toy izany koa ny olona; mandry izy ka tsy hiarina intsony; eny, raha mbola misy koa ny lanitra dia tsy hahatsiaro izy na hofohazina amin’ny torimasony.
malagasy
Ary toy izany koa ny olona; mandry izy ka tsy hitsangana intsony; Eny, mandra-paha-tsy hisian'ny lanitra dia tsy hahatsiaro izy na hofohazina amin'ny torimasony.