Job 14:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ho voaisy tombo-kase ny kitapo misy ny fahadisoako, ary ho voalalotrao tsy ho hita ny heloko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voaisy tombokase ny kitapo misy ny fahadisoako, nasianao loko ny tsy fahamarinako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho voaafinao an-kitapo misy kase ny fahadisoako ary ho voasaronao tanteraka ny heloko rehetra.
Malagasy Bible 1865
Efa voaisy tombo-kase ny kitapo misy ny fahadisoako; Ary voazaitranao ny heloko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ho voaisy tombo-kase ny kitapo misy ny fahadisoako, ary ho voalalotrao tsy ho hita ny heloko.
malagasy
Efa voaisy tombo-kase ny kitapo misy ny fahadisoako; Ary voazaitranao ny heloko.