Job 14:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa na dia ny tendrombohitra aza raha mianjera dia ho potika ary ny vatolampy dia hifindra hiala amin’ny toerany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tendrombohitra miletsy sy mihalevona, ny vatolampy afindra hiala amin’ny toerany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny tendrombohitra aza mikoa ka levona ary ny vatolampy voaongotra amin’ny toerany.
Malagasy Bible 1865
Kanefa na dia ny tendrombohitra aza, raha mianjera, dia mihalevona; Ary ny vatolampy dia afindra hiala amin'ny fitoerany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa na dia ny tendrombohitra aza raha mianjera dia ho potika ary ny vatolampy dia hifindra hiala amin’ny toerany;
malagasy
Kanefa na dia ny tendrombohitra aza, raha mianjera, dia mihalevona; Ary ny vatolampy dia afindra hiala amin'ny fitoerany;