Job 14:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
lanin’ny rano ny vato ary indaosin’ny riaka ny vovo-tany; toy izany no fanimbanao ny fanantenan’ny zanak’olombelona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny rano mandavaka vato, ny onjany tondraka manindao ny vovo-tany; toy izany no andravànao ny fanantenan’ny olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vato aza ho voakikin’ny rano ary ny tany hindaosin’ny riaka. Dia toy izany no andravanao ny fanantenan’ny olona ho velona.
Malagasy Bible 1865
Lanin'ny rano ny vato; ary indaosin'ny riaka ny vovo-tany: Toy izany no fanimbanao ny fanantenan'ny zanak'olombelona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
lanin’ny rano ny vato ary indaosin’ny riaka ny vovo-tany; toy izany no fanimbanao ny fanantenan’ny zanak’olombelona.
malagasy
Lanin'ny rano ny vato; ary indaosin'ny riaka ny vovo-tany: Toy izany no fanimbanao ny fanantenan'ny zanak'olombelona.