Job 14:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny voninkazo izy: Mitsimoka dia mihamalazo. Mihelina tahaka ny aloka izy ka tsy maharitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitsimoka, dia jinjaina hoatra ny voninkazo izy; Lasa tsy mijanona hoatra ny aloka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny voninkazo izy, mora maniry nefa mora malazo; ary tahaka ny aloka ihany izy, mihelina fa tsy maharitra.
Malagasy Bible 1865
Mitsimoka tahaka ny voninkazo izy ka jinjana, ary mihelina tahaka ny aloka izy ka tsy mitoetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny voninkazo izy: Mitsimoka dia mihamalazo. Mihelina tahaka ny aloka izy ka tsy maharitra.
malagasy
Mitsimoka tahaka ny voninkazo izy ka jinjana, ary mihelina tahaka ny aloka izy ka tsy mitoetra.[Na: malazo]