Job 14:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandresy azy ho mandrakizay Ianao dia lasa izy; manova ny tarehiny Ianao, avy eo dia mandroaka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aonganao tsy hiarina izy, dia lasa; lazoinao ny tavany, dia alefanao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lavonao amin’ny tany izy ka lasana ary simbanao ny endriny ka voailikao izy.
Malagasy Bible 1865
Mandresy azy ho mandrakizay Hianao, ka lasa izy; Manova ny tarehiny Hianao ka mampandeha azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandresy azy ho mandrakizay Ianao dia lasa izy; manova ny tarehiny Ianao, avy eo dia mandroaka azy.
malagasy
Mandresy azy ho mandrakizay Hianao, ka lasa izy; Manova ny tarehiny Hianao ka mampandeha azy.