Job 14:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Omem-boninahitra va ny zanany? Tsy fantany akory izany. Voaetry va ireo? Tsy hitany akory izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Omem-boninahitra ny zanany, tsy fantany izany; voaetry ireny, tsy hitany akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Omem-boninahitra ny zanany, nefa tsy fantany; ary tonga afa-baràka ireo, nefa tsy hitany.
Malagasy Bible 1865
Omem-boninahitra ny zanany nefa tsy fantany; Ary mietry ireo, nefa tsy hitany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Omem-boninahitra va ny zanany? Tsy fantany akory izany. Voaetry va ireo? Tsy hitany akory izany.
malagasy
Omem-boninahitra ny zanany nefa tsy fantany; Ary mietry ireo, nefa tsy hitany.Ny mihatra amin'ny tenany ihany no mampanaintaina azy, ary ny mihatra amin'ny tenany ihany no mampalahelo ny fanahiny.