Job 14:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mihatra amin’ny nofony ihany no mampanaintaina azy ary ny mihatra amin’ny tenany ihany no mampitaraina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny nofony tsy mahatsiaro afa-tsy ny fijaliany ihany, ny fanahiny tsy mitaraina afa-tsy amin’izay manjò azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hany tsapany dia ny fanaintainan’ny nofony; ny hany isaonany dia ny fahoriam-panahiny.
Malagasy Bible 1865
Ny mihatra amin'ny tenany ihany no mampanaintaina azy, ary ny mihatra amin'ny tenany ihany no mampalahelo ny fanahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mihatra amin’ny nofony ihany no mampanaintaina azy ary ny mihatra amin’ny tenany ihany no mampitaraina azy.
malagasy
Ny mihatra amin'ny tenany ihany no mampanaintaina azy, ary ny mihatra amin'ny tenany ihany no mampalahelo ny fanahiny.